Teny iditra hafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faharetana amin' izay zava-mihatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hardship, difficulty, something requiring endurance or inconvenience. It is generally used with the suffix pronoun -ny. See aritra. [1.2]
 Hardship [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de supporter [1.3, 1.8, 1.5]
 Action d'endurer [1.3, 1.5]
 Action de surmonter les difficultés, la peine, la douleur [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra hafy (fy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hamamy, hamamiana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13