|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hahazana
Fototeny  2  hahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] to be dried by exposure to the sun
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny hahazana io

Teny iditra (2/2)12  hahazana
Fototeny  13  hahy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra)
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] the things exposed to the sun or air.
17  [1.7] things put out in the sun to dry
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3#205] le séchoir
19  [1.8] ce qu'on met à sécher au soleil
Ohatra  20  Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; [2.587#]

Fivaditsoratra  21  hahazana, hanahaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21