Teny iditra haingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra haingihaingy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31