Teny iditra | 1 haingy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 haingihaingy |
Fivaditsoratra | 9 gaihin, haingy, higina, hingai, Ingahy, ngiahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |