Teny iditra | 1 haitianina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny andilantanin' i Haïti anelanelan' i Amerika avaratra sy atsimo 4 Momba an' i Haïti, an' i Haïti na avy any Haïti [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Haitian [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 haïtien, haïtienne [3.1] |
Voambolana |
7 Haitoetany: firenena, foko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |