Teny iditra haitianina
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny andilantanin' i Haïti anelanelan' i Amerika avaratra sy atsimo
¶ Momba an' i Haïti, an' i Haïti na avy any Haïti [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Haitian [3.1]
Fandikana frantsay haïtien, haïtienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: haïtien.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31