Teny iditra | 1 hajamba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#291] l'état de ce qui est aveugle |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fototeny | 6 jamba |
Tovy hevitra | 7 fahajamba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |