|
|
|
|

Teny iditra1  hajambaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy
Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be blinded; to be dazzled
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on aveugle, qui est ébloui
Fototeny  6  jamba
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  hajambaina, hajambanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21