Teny iditra | 1 hakanosana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] cowardice |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] lâcheté |
Ohatra |
5 [4.27#] ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. |
Voambolana |
6 Ontam-po |
Fototeny | 7 osa |
Fivaditsoratra | 8 anakasohan, hakanosana, hanasokana, hasonanaka, hosakanana, nanakasoha, nanasahako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |