|
|
|
|

Teny iditra1  hakiho
Singan-teny  2  hatra, kiho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Halavan-drefy hatreo amin' ny loba fanondroadala ka hatreo amin' ny kiho (mitovy amin' ny roa ambin' ny folo zehy)
Hatreo amin' ny kiho ny halaliny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] A cubit.
6  [1.7] The length of the hand and forearm to the elbow
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] Une coudée
8  [2.415] La coudée, allant du coude à l'extrémité du médius, la main étant ouverte
9  [1.8] coudée, 45 cm environ
Voambolana  10  Toerana

Fivaditsoratra  11  hahiko, hakiho, hihako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21