Teny iditra | hakohako (hako) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Hambohambo, fisehosehoana ho [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | self elation, magisterialness, hauteur. [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | prétention, air précieux, recherche, délicatesse [Abinal 1888] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | hako | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |