Teny iditra | 1 halaky handeha |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (izay ovan' ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga anie handeha haingana! (firariana ataon' ny reny amin' ny zanany miana-mandeha) |
Singan-teny | 4 halaky, mandeha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |