Teny iditra | 1 halaky handeha |
Singan-teny | 2 halaky, mandeha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (izay ovan' ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga anie handeha haingana! (firariana ataon' ny reny amin' ny zanany miana-mandeha) [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |