| Teny iditra | 1 halalahana |
| Fototeny | 2 lalaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra malalaka, be velarana, migodana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 width, roominess
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 étendue
[1.13] |
| Tovy hevitra | 7 fahalalahana |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|