|
|
|
|

Teny iditra1  halalahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  lalaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona
Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy
Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana
Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be made roomy, to be widened

Fivaditsoratra  10  hahalalany, halalahina, ihalahalan, nihalahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29