Teny iditra | 1 halalinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao lalindalina kokoa: Halalino ity lavaka hambolena zanakazo ity Ampitomboina: Aza halalininao ny alahelony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be deepened, to be aggravated, to be amplified 5 [1.7] to be deepened, to be made deeper |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on approfondit, qu'on rend profond |
Fototeny | 7 lalina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 anilahilan, halalaniny, halalinina, nanilahila |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |