Teny iditra | 1 halam-patana |
Singan-teny | 2 halana, fatana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] entourage du foyer |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny halam-patana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |