|
|
|
|

Teny iditra1  hala-mahatratra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny tsy tiana no mahavonjy sy manao soa fa ilay nankamamiana tsy nihevitra akory ny tena
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] [hala mahatratra] Quoique détestés, ils assistent ; le père, la mère, les proches parents n'abandonnent pas dans le besoin des enfants ingrats
5  [2.415] Les parents ont beau ne pas être aimés de leurs enfants, ils les assistent dans leurs besoins.
Voambolana  6  Ontam-po
Singan-teny  7  hala, mahatratra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny hala-mahatratra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26