|
|
|
|

Teny iditra1  halamanjana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toerana malalaka, tsy misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manafinafina; eny an-karihary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] an open place, a wide space, a conspicuous position. Generally used with the preposition an-, as ankalamanjana.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#208] place, lieu vide, libre, sans obstacle
Sampanteny 
6  Tambinteny :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02