Teny iditra halam-patana
Singan-teny halana ; -patana (fatana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Entourage du foyer [1.54]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10