|
|
|
|

Teny iditra1  halam-patana
Singan-teny  2  halana, fatana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54] entourage du foyer
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny halam-patana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07