Teny iditra | halanana (halana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany ilay vato nololohaviny ka narary ny lohany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to have a cushion under a burden. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | halanana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jereo alanana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Sand. See fasika. [1.2] | ||||||||
Fivaditsoratra | halanana, lanahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |