Teny iditra | halany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Tory, tany, saha, tanimboly [1.78] | |
Teny iditra | halany (halatra, halana, hala) | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe halatra sy halana sy hala | |
Fanazavàna teny anglisy | His/her/their theft (halatra) His/her/their spider (hala, halana) [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Son/leur vol (halatra) Son/leur araignée (hala, halana) [3.1] | |
Teny iditra | halany (alana, laka) | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe halana sy halaka | |
Fanazavàna teny anglisy | Will be removed by him/her/them (halana, from alana) Will be aligned in a certain fanorona position by him/her (alaka, from laka) [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sera enlevé par lui/elle/eux/elles (halana, from alana) Sera aligné dans une configuration de fanorona par lui/elle/eux/elles (alaka, from laka) [3.1] | |
Fivaditsoratra | halany, halina, hilana, lahina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |