|
|
|
|

Teny iditra1  hala-pihinana
Singan-teny  2  halatra, fihinana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13