Teny iditra hala-pihinana
Singan-teny hala- (halatra) ; fihinana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25