Teny iditra | 1 hala-pitia |
Singan-teny | 2 halatra, fitia |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#406] toetra tsy mionona ka na dia efa manambady aza dia tsy tan-dalàna amin' ny fahadisoam-pitondran-tena |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#209] action de suivre en secret une passion coupable |
Fivaditsoratra | 6 hala-pitia, tapialahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |