Teny iditra | 1 hala-tety |
Singan-teny | 2 halatra, tety |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 entina milaza ny vola ailiky ny iray amin' ny mpivady ho an' ny havany ka afeniny tsy ho fantatry ny iray [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |