|
|
|
|

Teny iditra1  hala-tsonia
Singan-teny  2  halatra, sonia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fisandohana ny sonian' ny olon-kafa mba hahazoana mifetsy zavatr' olona na tombontsoa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13