|
|
|
|

Teny iditra1  hala-tsonia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  halatra, sonia
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fisandohana ny sonian' ny olon-kafa mba hahazoana mifetsy zavatr' olona na tombontsoa

Fivaditsoratra  5  halatsinao, hala-tsonia, holatsaina, holatsiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29