Teny iditra halemana (alina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry halemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fahalemana
Teny nalaina 

2012/12/07