Teny iditra | halemana (alina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry halemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1] | |
Tovy hevitra | fahalemana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny halemana io | |
Fivaditsoratra | halemana, mahalena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11 |