|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  halina
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milazany alina talohan' ny antoandro itenenana: Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka aho
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] last night
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] la nuit dernière
Voambolana  6  Fotoana
Tovy hevitra  7  ankaly, lahaly

Teny iditra (2/2)8  halina
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.19] [Tankarana] tranchée. § hady
Tovy hevitra  11  haly

Fivaditsoratra  12  ahilan, hailan, halain, halany, halina, hanila, hialan, hilana, lahina, nahila

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02