Teny iditra | haloa > aloa (loa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be vomited; to be paid [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on vomit; qu'on paie [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | haloa > aloa | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Moka [1.78] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||||
Tovy hevitra | aloe | ||||||||
Fivaditsoratra | alao, aloa, aola |
Teny iditra | haloa > aloaka (loaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandoaka: Homamanta no naloakany itỳ hazo itỳ [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aaloka, alakao, alaoka, aloaka, aolaka |
Teny iditra | haloa > aloatra (loatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3] | ||||||||
Ohatra | Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | alaotra, aloatra |