|
|
|
|

Teny iditra1  hamaivanana
Fototeny  2  maivana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#420] La légèreté
Tovy hevitra  6  hamaivana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  hamaivanana, hanamaivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21