Teny iditra | 1 hamaivanina |
Fototeny | 2 maivana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be made light of; to be lightened |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ahavinaniam, hamaivanina, nihamaivana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |