Teny iditra | hamaizina (maizina (aizina (izina))) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra maizina: Tsy ahitana ny lalana ny hamaizin' ny andro [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui est obscur [1.3] | |
[Vezo] Obscurité [1.68] | ||
Tovy hevitra | fahamaizina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |