Teny iditra | 1 hamaizina |
Fototeny | 2 maizina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra maizina: Tsy ahitana ny lalana ny hamaizin' ny andro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] l'état de ce qui est obscur 6 [1.68] [Vezo] obscurité |
Tovy hevitra | 7 fahamaizina |
Fivaditsoratra | 8 hamaizany, hamaizina, hamiazany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |