Teny iditra hamalina (malina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [1.1]
Tovy hevitra fahamalina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20