|
|
|
|

Teny iditra1  hamama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fehin-tava izay atao mandalo eo ambany saoka ka hatrany an-tampon-doha: Manaova hamoma raha marary ny nifinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a turban. [Ar. amama.] [1.2]
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  6  hamama, mahama, mamaha, mamahà

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31