Teny iditra hamamy (hamy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La douceur [1.3]
Ohatra fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa. [2.588]
Tovy hevitra hamamiana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29