|
|
|
|

Teny iditra1  hamandoana
Fototeny  2  mando
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  humidité [1.13]
Ohatra  6  Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana. [2.4#]
7  Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka. [2.424#]
Kamban-teny rehetra 

Fivaditsoratra  9 andamohana, 10 hamandoana, 11 mahaondana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12