Teny iditra | 1 hamaraina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahatongavan' ny maraina: Mahafinaritra ny hamarainan' ny andro |
Fototeny | 4 maraina |
Tovy hevitra | 5 fahamarainana |
Fivaditsoratra | 6 ahimanara, amaharany, anamariha, hamairana, hamaraina, hamaranay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |