Teny iditra | hamatre | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazam-pandrika vita kitranotrano (fandrihana fody, tsikiritiky, sarivazo, tsipoy, ets) vitsy dia vitsy na lafo be [1.78] | |
Fivaditsoratra | hamatre, mahetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |