Teny iditra hamatsy (vatsy)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatsy

Teny iditra hamatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] pentina amin'ny hoditra, havatsa [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hamatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (autre graphie du même mot) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Euphorbia stenoclada

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31