|
|
|
|

Teny iditra1  hamavo (mavo)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina
4  Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy [1.1]
Tovy hevitra  5  hamavoana

Fivaditsoratra  6  hamavo, mahova, mavoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23