|
|
|
|

Teny iditra1  hambom-po
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] toetra feno hamboniana tsy mety hanao zavatra mety hampietry ny voninahitry ny tena na hahazoana henatra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] amour-propre, point d'honneur
Ohatra  5  [2.470#] Ny tena niseho ho sahirana, nandetsena ny hambompo fahizay fony natanjaka!
Voambolana  6  Ontam-po
Singan-teny  7  hambo, fo
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny hambom-po io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07