Teny iditra hambom-po
Singan-teny hambo ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetra feno hamboniana tsy mety hanao zavatra mety hampietry ny voninahitry ny tena na hahazoana henatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Amour-propre, point d'honneur [1.3]
Ohatra Ny tena niseho ho sahirana, nandetsena ny hambompo fahizay fony natanjaka! [2.470]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28