Teny iditra | 1 hamoifo |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Ohatra |
3 Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.224] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |