|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hanaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Fiparitahana (enti-milaza rano na menaka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  épanchement; diffusion [1.13]

Teny iditra (2/2)9  hanaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  lac, de la Sihànaka. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  12  hakana, hanaka, kahana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31