Teny iditra hananiky
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanosy] nefa, kanefa [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hananiky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] ankehitriny [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra henaniky ~ hananik'izao

Teny iditra hananiky
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mananiky

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01